Citation
Gramara Malagasy, hianarana ny fototry ny teny sy ny fandaharana azy. Ho any ny mpianatra amy ny sekoly. Tontaina faharoa

Material Information

Title:
Gramara Malagasy, hianarana ny fototry ny teny sy ny fandaharana azy. Ho any ny mpianatra amy ny sekoly. Tontaina faharoa
Creator:
London Missionary Society ( Publisher )
Place of Publication:
Antananarivo
Publisher:
Notontaina tamy ny presy ny London Missionary Society
Publication Date:
Copyright Date:
1871
Language:
Malagasy
Physical Description:
36 pages

Subjects

Subjects / Keywords:
Malagasy language -- Grammar ( LCSH )
Fiteny malagasy -- Fitsipi-pitenenana
Malgache -- Grammaire
Genre:
Grammars
Fitsipi-pitenenana
Grammaires
Spatial Coverage:
Africa -- Madagascar -- Antananarivo Province -- Antananarivo
Afrika -- Madagasikara -- Antananarivo -- Antananarivo
Afrique -- Madagascar -- Antananarivo -- Antananarivo
Coordinates:
-18.933333 x 47.516667

Record Information

Source Institution:
SOAS University of London
Holding Location:
SOAS University of London
Rights Management:
This item is licensed with the Creative Commons Attribution, Non-Commercial License. This license lets others remix, tweak, and build upon this work non-commercially, as long as they credit the author and license their new creations under the identical terms.
Resource Identifier:
10243374 ( ALEPH )
224482031 ( OCLC )

Downloads

This item has the following downloads:


Full Text
Gramara Malagasy:
HIANARANA NY
FOTOTRY NY TENY
FANDAHARANA AZY.
HO ANY NY
MPIANATRA AMY NY SEKOLY.
ANTANANARIVO:
ny london missionary society
1871.
LASIRAY NG VIDINY.




GRAMARA MALAGASY
oo
hianakana ny
FOTOTBY NY TENY
sy ny
FANDAHAHANA AZY.
ho any ny
MPIANATRA AMY NY SEKOLY.
----
TONTAIKA FAHAROA.
antananakiaro :
notontaina tamy ny pkesy ny london missionaky
sooiety.
1871.




GRAMARA MALAGASY.

(1) Efa nomen'Andriamanitra faliaiziina liiteny
ny olona, ka dia ny teny ataony, na tononony ny
vava, na soratana amy ny taratasy, no isehoany ny
heviny.
Ary ny Gramara mampianatra antsika, mba
hiteny sy hanoratra mahitsy.
TOEO I. Ny Litera.
(2) Ny Litera no marika izay milaza ny feo
anankiray.
Amy ny Abidy Malagasy misy litera iraik'amby
roa-polo: A, B, D, E, E, G, H, I, J, K, L,
M, N, 0, P, R, S, T, Y, Y, Z.
(3) Ny litera no zaraina amy ny Reni-soratra
sy ny Zana-tsoratra.
Ny Zana-tsoratra no litera azo tononina irery,
arymisyzana-tsoratradimy,diatoy izao: a, e,i, o, y.
Ny RENi-soRATRAnoliteratsy azotononinaloatra
raha tsy ampiana ny zana-tsoratra, dia izao no izy:
b, d, f, g, h k> m, n, p, r, s, t, v, z *
* Fa misy litera dimy koa ataony ny English, izay atao indrain-
dray amin' ity boky ity, dia amy ny teny English izay milaza ny
anarany ny fizaran-teny, &c. Ary izao no izy : c, q, u, w, x.


4
GRAMARA MALAGASY. 14'
(4) Ny Vaki-teny no izarana ny teny voatono-
na indrai-mandeha, toy izao: ainy ny teny ra sy vy-,
misy vaki-teny iray avy hiany ; ary amy ny teny
ma-fy sy mai-tso, misy vaki-teny roa avy ; ary
ainy ny teny fa-ha-la-la-na, misy vaki-teny dimy.
Ary amy ny isam-haki-teny tsy maintsy hisy
ny zana-tsoratra iray.
(5) Ralia misy zana-tsoratra roa mikambana ao
amy ny vaki-teny iray, toy ny ao amy ny teny tao,
sy ny ai amy ny teny lai-tra, &c., dia atao hoe
Diphthong izany zana-tsoratra izany.
Fa raha toy ny io amy ny ten mi-o-nona, sy ny
ia amy ny teny di-a, sy ny oe amy ny teny to-e-tra,
dia tsy atao hoe diphthong izy, satria tsy mikam-
bana ao amy ny vaki-teny iray izy.
(6) ry amy ny teny Malagasy tsy mikambana
ny tena-soratra afa-tsy izao liiany : dr, tr, ts, mb,
mp, nd, ndr, ntr, ij, ng, nk, nt, nts.
Fa ny reni-soratra hafa mila ny zana-tsoratra ao
anelanelany. Ary amin' izany miova ny litera
maro mba hanaraka izany fomba izany, toy izao :
nh tonga nk :an-lioatra tonga ankoatra
vf mp: an-fovoany 1 ampovoany
nh ng : rnan-haro ?? mangaro
nl nd : man-la J J manda
nh mh: man-boraka mamboraka
np mp : har on-p arak y JJ liarom-paraky
nr ndr: man-re JJ mandre
nz nj : man-zera JJ manjera
ns nts : an-saha J J antsaha
nv mb : an-vava JJ ambava


5 GRAMARA MALAGASY. 14'
(7) Misy marika telo atao matetika amy ny
soratra, dia izao :
(') atao hoe, ny aposotrofy.
(') atao hoe, ny akisentra.
(-) atao hoe, ny haifena.
Ny Apositrofy no asolo ny litera latsaka, toy
izao :
Nataon' Andriamanitra asolo nataony Andriamanitra.
Tamin' izany tamy ny izany.
Anaran' olona anarany olona.
Ary ny Akisentpa milaza ny yaki-teny izay
tokony ho tononina mafjr, toy izao : m-ri-na,
to-k-a, mi-a-l. Nefa tsy atao loatra ny akisentra
afa-tsy amy ny teny roa izay sahala ny litera ao
aminy, fa samihafa ny fanononana azy, toy izao :
Llana sy lalna. Tnana sy tanna.
Mnda sy mand. Mila sy mial.
Tspika sy tsipka. Mira sy mier.
Ny Haifena mampikambana ny teny roa mba
liahatonga azy ho teny iray, na latsaka ny litera
sasany na tsy misy iatsaka, toy izao : zaza-lahy,
tanim-bary, ankizi-madinika, tapa-kazo.
Ary matetika koa raha afohezina ny teny roa
izay mifanolotra, dia ny haifena no atao, toy izao :
Matin-keloka.
Tranom-bahiny.
Anaran-dralehilahy.


GRAMRA MALAGASY.
TOKO II.Ny Fizaran-ten.
(8) Ny teny azo alahatra amy ny fzarana
I maro manaraka ny heyiny. Ary izaono anaraih
ny fzarana lehibe : Ny Nonn, ny Artiele, ny
Adjeetive, ny Prononn, ny Yerb, ny Adverb? ny
Preposition, ny Oonjnnetion, sy ny interjeetion.
(9) Ny N"oun no teny izay milaza ny anaran-
javatra, to}^ izao : olona, liazo, omby, faliendrenay
Rabe^ Jaona.
(10) Ny Artigle no teny fohy apetraka alohany
ny noun hanoro az ; ary raha apetraka aloha ny
f'-^e^L teny hafa jiz&, izay tsy noun rahateo^liy artiele, dia
mahova azy ho noun koa izy. Fa ny teny hoe
jiy hiany no artieie amy ny teny Maiagasy, toy
izao : ny olona; ny hazo; ny mino; ny aoriana ; ny
I nahatraranao ahy. , epsf^
(11) Ny Adjegtive no teny izay milaza nyfom-
bany ny noun, toy izao : trano tsara; voan-kazo
mamy ; tnana madio ; lamba fotsy
(12) Ny Pronoun no teny izay nii^olp ny nonn,
toy izao: aho, izy, anay, izany, izay.
(13) Ny Verb no teny izay milaza ny misy, na
ny manao, na ny atao, toy izao : misy olona; mam-
pianatra aho ; vahj ny siny ; izany no hahazoana
azy.
(14) Ny Adverb no teny miray amy ny verb,
na ny adjeetive, na ny adverb hafa, mba hanampy
ny heviny na hanova azy, toy izao : Tsy fantatro ;
mangataka mandrakariva izy; atsipiny lavitra in-
drmelra ny vato.
cTL C OvAj ^ e^ to^A^ ^




rrys
//
I/
r


7 GRAMARA MALAGASY.
14'
(15) Ny Prepositioy no teny apetraka alolia ny
noun, na ny prononn, na ny teny liafa, mba hane-
ho izay hevitra hik,ambanany amy ny teny sasany,
toy izao : Mankanesa aty amiko hianao ; aza
mivavaka amy ny sampy ; izy no anaty ny trano ;
ambony ny lohanao ny satroko; aoriyny ny om-
by izy ; ao an-trano izy. w
(16) Ny Conjuyction no teny izay mampikam-
bana ny sentensa* roa, na ny teny roa, toy izao :
ary, sy, fa, dia, ka, satria, fandroa.
(17) Ny Interjection no teny izay milaza ny
fahatairana, na ny fhetsiky ny saina, toy izao :
Endrey Indro Indrisy Isy Ile! Hanky !
TOKOIII.Ny Hevitry ny Teny vitsy Sarotra.
oae*^
(18) Ny Subject. Ny valiny amy ny fanonta-
niana iza ? na inona ? no atao hoe, ny Snbjeet
ny verb, &c.f Toy izao : amy ny sentensa hoe,
Niresaka ny lehilahy ; raha manontany hoe isika,
Iza no miresaka ? dia ny lehjlahy no valiny. Ary
amin' izany, dia ny teny hoo lehjjahy no atao
hoe ny sabjeet ny verb miresaka! Ary toy izany
koa ainy ny sentensa, Vaky ny siny, dia ny teny
hoe siny no subject ny verb vaky. Ary koa amy
ny sentensa, Mgjyty ny satigka, dia ny teny hoe
satroka no siibjeet ny adjeetive mainty.
* Ny Sentensa no teny izay milaza hevitra iray.
f Ireto fanontaniana ireto tsy ampy raha ny subject nv verb Relative
y no tadiavana (diniho pejy 21.)
5 t^i^j/ -


GRMARA MALAGASY. 10

(19) Ny Predicte. Amy ny sentensa rehetra
saniy tsy maintsy hisy tapany roa.
1. Izay lazaina.
2. Izay enti-milaza izany.
Ary izay lazaina no atao hoe ny subject, fa ny
enti-milza no atao hoe kosa ny predieate. Toy
izao : amy ny sentensa, mihira ny ankizy, dia ny
ankizy no snbjeet, satria izy no lazaina, fa ny teny
hoe mihira kosa no predieate, satria io no teny
enti-milaza nyjan^y. ^ *cut J **
Ary izao fizran-teny rehetra izao azo atao lio
predieate, dia ny noun, ny adjeetite, ny prononn,
ny verb, sv ny adverb, toy izao :
Predieate. Snbjeet.
Ny noun Miaramila Rabe.
Ny adjeetive Hofinaritra ny marina.
Ny prononn Izaho no izy.
Ny verb . Mitomanv ny zaza-kely. t
Ny adverb ^Aiza nyrano-maintv. ^PtlAJ
(20) Ny Mpanao no teny izay milaza ny olona,
na ny biby, na ny zavatra, izay manao ny zavatra
lazainy ny verb.
(21) Ary ny Antony no teny milaza ny olona,
na ny biby, na ny zavatra, izay iharan' izay lazai-
ny ny verb, toy izao :
Verbsady Predieate. Antony sady Objeet. Mpanao sady Snbjeet.
s* < Namono any Golaiata i Davidra.
Misotro rano ny omby.
Mividy satroka roa Rabe.
, Mandratra azy ny kirarony.
* ft&^^e^p /et tn>


9 GRAMARA MALAGASY.
14'
Verb.
Novonoiny
Novidiny
Nosotroiny
Voaratrany
Derai-
Mpanao.
Davidra
Rabe
ny omby
ny krarony
ko
ry amin' izany sentensa izany, mitovy ny
siibjeet ny verb sy ny mpanao ny verb? fa in-
draindray mitoyy ny siibjeet ny verb sy ny an-
tony ny verb, toy izao :
Ny Antony sady Siibjeet.
Golaiata
ny satroka roa
ny rano /Z
izy
i
ny sakaizako
(22) Ny antony ny verb Transitive atao hoe koa
ny Obtegt ny verb, fa ny antony ny verb Passive
dia siibjeet-ny mandrakariva (47).
(23) Oase milaza ny toetry ny noim, na nypro-
nonn, na snbjeet ny verb izy, na objeet ny verb,
na milaza ny tompon-javatra, na milaza izay
tenenina.
Ary misy Gase efatra, ny Sitbjeetive Case, raha
ny noim, na ny prononn, no snbjeet ny verb, na
adjeetive, &c., toy izao :
Manoratra izy. Homan' aliitra ny soavaly. Maro 2iy olo-
na any. ITividy antsy tsara aho. Kely va ny jiioanao ?
Ary ny Objeetive Case, raha ny nonn, na ny
prononn, no objeet ny verb transitive, toy izao :
f-t L Lf
Homan' ahitra ny soavaly. Iliyidy antsy tsara aho.
/j&ts 3Tampianatra ahy izy. Namangy and-liabe aho omaly.
Hanampy anao alio.
Ary ny Possessive Case, raha ny nonn na ny
prononn milaza ny tompon-javatra, toy izao :


10 V GRAMARA MALAGASY.^, i' ^
Ny rahalahiny Josefa. Ny lieriny ny liona. Ao an-tra-
noIo izy. Mora ny sakaizanay. Marina ny filazaZ;o azy.*
Samihafa indrindra ny fanaony ny Sadiosisa sy ny Farisisa
Yonoiny ny olona ny omby.* IitaA-o izany.*
Ary ny Voeative Case, raha ny noim na prononn
milaza izay tenenina, toy izao : Avia ry Jaona.
Manao ahoana kianao Tompoleolaliy. Aza fady aho
ry sakaza.
(24) Tense milaza ny andro, na ankehitriny, na
lasa, na ho avy.
Ary misy tense telo :
Ny Present Tense milaza ny ankehitriny.
Ny Past Tense milaza ny lasa.
Ary ny Future Tense milaza ny ho avy.
Ary miova manaraky ny tense ny ankabeazany
ny verb, ny adjeetive sasany, ny adverb sasany,
sy ny teny hafa vitsivitsy koa.
Ary toy izao ny fiovany ny tense :
Present. Past. Fntnre.
Mitady nitady hitady
Manao nanao hanao
Aleha naleha haleha
Vonoina novonoina hovonoina
Maloto * naloto haloto
Mafana nafana hafana
Any tany ho any
Eto teto ho eto
Amy tamy ho amy
Dia hitantsika fa ny N na ny No no faman-
tarany ny past tense amy ny verb sy ny adjeetive ;
* Amin' ireto sentensa ireto, ny teny amy ny italies milaza ny tom-
pony ny atao, ary azo lazaina fa amy ny Possessive Case izy tahaky
izay milaza ny tompony ny zavatra.




- // e s. 7 t i
GRAMRA MALAGASY.
11
fa amy ny adverb sy ny preposition ny T kosa
no izy. Ary ny famantarany ny future tense
dia ny H na ny Ho. ^^
(25) Ny Singular milaza ny zavatra, iray
^A/hiany. Ary ny Plural mil^zajL^zavatra mihoa-
^ tra noho ny iray. Ary miova'manaraky ny sin- .
gular sy ny pliiral ny pronoun vitsivitsy, toy izao y^
Singnlar. Plnral. Singnlar. Plnral.
Izalio Izahay Ity Ireto
Hianao Iiianareo Io Ireo
Ahy Anay Itikitra Iretikitra
TOKO IV. Ny Noun.
(26) Ny Noun no teny izay milaza ny anaran-
javatra. Ary misy karazana roa, dia ny Proper
noun, sy ny Oommon noun.
(27) Ny Proper noim no anarany ny olona, na
tanna, na zavatra iray hiany, toy izao : Radama,
Davidra, Ilafij, Madagasear, Ambatovinahj : ary
raha soratana ny proper noun dia tokony hatao
lehibe ny litera voalohany.
(28) Ny Gommon noim no anarana izay iombo-
nany ny maro, toy izao : omby,)kintana, vato, olo-
na, aliitra.
Ary maro ny zavatra misy anarana roa na telo,
ny iray,^ proper noun, ary ny iray kosa, eommon
noun, toy izao :
Proper Nonn.
Rabe
Mary
Ambohimanga
Madagasear
^ Imahamasina
Oommon Nonn.
lehilahy; olona
vehivavy ; olona
tanna
nosy; fanjakana
lemaka
f


/zyy* yV^. ftr&t i
12 e GRAMARA ^T^
_^_^T^^^ryvjt-i ^ {fi-f^L^-- /
Ary misy eommon noim mro" izay atao hoe
koa Abstraet nonn, dia izav anarany ny fombany :
ny zavatra, ka tsy azo sarahina amy ny zavatra>
izay misy azy, toy izao : fahenerena, hafotsiana,
liafanana, fahatanorana, fahatsarana,
Ary misv eommon noun maro koa izay avy
amy ny verb, 'ka azo atao hoe Verlal noun izyy;
toy izao: mpangalatra, mpitory, mpanoratra? fano-
ratana, fisotro, fijinjana, fampianarana, vonoana,
toerana\ fe.
(29) Mitovy hiany ny objeetive ease nj^ noim
sy ny siibjeetive case-ny? afa-tsy nj^ proper noun.
Fa amy ny sentensa,
Namono ny mamba ny olona,
dia amy ny snbjeetive ease, aiy mamba
amy ny objeetive ease. Ary amy ny sentensa,
Namono olona ny mamba,
dia tsy miova ny teny mamba sy ofo^a, nefa
samihafa ny ease-ny amy ny sentensa faharoa sy
amy ny sentensa voalohany. Fa tsy toy izany
ny proper noun, fa miova toy izao izy :
Namono ny mamba Rabe.
Namono fmrZ-Rabe ny mamba.
Sodoma noravan' Andriamanitra.
Andriamanitra nandrava Sodoma.
Dia ny teny hoe no atao alohany ny pr'oper
noun raha amy ny objeetive ease izy, fa hafohezina
ho aftrf- iny raha ao alohany ny proper noun
miantomboka amy ny E. ,


e/^t^d-
. £
13 GRAMARA MALAGASY.
14'
(30) Ary toy izao ny fombany ny possessive ease
ny nonn :
Ny trano^y ny Ray.
Ny fombany ny olona.
Ny taratasmy ny mpanoratra.
Fa amin' izany sentensa izany, dia hitantsika fa
ny tompon-javatra no ampanarahinanyzavatraana-
nany, izay ampiany ny teny hoe ny.
Famatetikarahana, naka,v&tra, noliterafarany,
diamiova ho y ny hisoloilehy ny voalaza, toy izao :
Ny lalray ny tany.
Ny satro% ny lehilahy.
Ny sabary ny miaramila.
Fa raha zana-tsoratra ny litera voalohany amy
ny teny izay milaza ny tompon-javatra, ary tsy
misy ny ao alohany, dia mety Iioa ny manesotra
ny r/, toy izao : r^^
Ny zanak'anabaviko.
Ny tnan'olona.
Ny voninahitr' Andriamanitra.
Fa raha reni-soratra no iantombohany, dia eso-
rina ny ha, sy ny tra, ary ny a amy ny na, ary
matetika miova ny reni-soratra araky izay voalaza
rahateo (6), toy izao :
Ravin-kazo.
Ilevi-panj akana.
Satr o -boninahitra.

eJ/t*




14
GRAMARA MALAGASY. 14'

TOKO V.
(31) Ny Arjectiye no teny izay milaza ny fom-
bany ny noun. Fa ny mpianatra tokony handi-
nika tsara ny fitoerany ny adjeetive ao amy ny
sentensa.
Eaha mialoha ny nonn ny adjeetive, ka misy
artiele na adjeetive pronoun ao anelanelany ireo
teny roa ireo, dia predieate ny sentensa ilehy
adjeetive, toy izao :
Maro ny olona ao an-tanna.
Tsara ireo lamba novidiny ny raiko ireo.
Fa raha aoriany ny noun ny adjeetive, dia tsy
predieate akory izy, toy izao :
Misy olona maro ao an-tanna.
Efa nividy ireo lamba tsara ireo ny raiko.
Dia ny teny hoe misy sy mividy no predieate
amin' ireo sentensa ireo.
(32) Fa raha ao alohany ny nonn ny adjeetive,
ka tsy misy teny akory ao anelanelany, dia mame-
tra ilehy adjeetive ny noim manarakaraka toy izao :
raha milaza isika,
Lava io biby io,
dia ny halavany nj tenany ny biby nolazaina;
fa raha milaza hoe isika,
Lava volo io biby io,
dia ny halavany mihatra amy ny volony hiany.
Toy izao koa amy ny teny hoe,
^ Lehilahy tsara izy,



gramara malagasy.
15
dia ny fahatsarany ny lehilahy amy ny zavatra
maro no lazaina; fa amy ny teny hoe,
Lehilahy tsara lamha izy,
na tsara volo, na tsara trano, na tsara vady, na
tsara zanaka, na tsara saina, na tsara fitondran-te-
na, na tsara-fanah}T, dia ny fahatsarany ny lambany
hiany, na ny tranony, nany vadiny, nany fanahiny,
no lazaina.
(33) Ary miova ny adjeetive manaraky ny ha-
mafiany, na ny halemeny, tov izao : ^
Kelikely Tsaratsara
Kely Tsara -
Kely dia kely Tsara dia tsara f** *C>
Kely indrindra Tsara indrindra ' *
(34) Ary misy fovana koa raha ny fombany nj^
zavatra samihafa no ampitahaina.
Eaha zavatra roa na zavatra roa tonta no ampi-
tahaina, dia atao hoe eomparative ny adjeetive,
toy izao :
Jaona lavalava kokoa noho ny rahalahiny.
Iboto hendry kokoa noho Iketaka.
Tsara noho ny varahina ny yolamena.
Tsara lavitra noho ny harena ny fahendrena.
Fa raha hatramy ny telo noho miakatra ny
zavatra ampitahaina, ary ny fombany ny ananki-
ray izay mihoatra noho ny namany rehetra no
lazaina, dia atao hoe snperlative ny adjeetive, ary
ny teny hoe indrindra no entina/hahamafy azy,
toy izao :
Lava avokoa izy telo mianaka, fa Rahoto liiany no lava
indrindra.
Mosesy no lehilahy malemi-fanahy indrindra amy ny
olona rehetra izay indray nihira taminy.



18 GRAMARA MALAGASY. 14'
(35) Ary misy adjeetive koa izay miova mana-
raky ny tense, indrindra izay avy amy ny noun,
ka ny vaki-teny hoe ma no apetraka alohany,
toy izao :
Nun. Present. ' Past. Fntiire.
Loto maloto naloto baloto
Fana mafana nafana hafana
Laina inalaina nalina balaina
Dio madio nadio badio
(36) Ny adjeetve izay milaza ny isan-javatra
atao hoe, Nimeral Adjeetve. Ary misy Oardinal
nrimeral adjeetive, dia izay milaza ny isany fotsiny
hiany, sy Ordinal niimeral adjeetive, dia izay
milaza ny laharany.
Toy izao ny eardinal nnmeral adjeetive :
Iray, roa, tlo, folo, zto, tapitrisa, &c.
Ary toy izao ny ordinal numeral adjeetive :
Voalohany, faliara, fabatlo, fabazto, &c.
TOKO VI. Ny Pronoun.
(37) Ny Pronoun no teny izay misolo ny noun.
Ary misy Personal pronoun, sy Relative
pronoim, sy Interrogative pronoim, ary Adjeetve
pronoui.
(38) Ny Personal pronoim miova toy izao :
Izaho, aho, izaliay, sy isika, no misolo ny olona
miteny, ka atao hoe, ny person voalohany.
Ary hianao sy hianareo, no misolo ny olona
itenenana, ary atao hoe, ny person faharoa.
Ary izy, no misolo ny olona tenenina, ary atao
hoe, ny person fahatelo.


17 GRAMARA MALAGASY.
14'
(39) Ary ny personal prononn miova koa.ma-
naraka ny ease-ny, ary manaraka ny isany, na
singiilar na plural izy, toy izao :
SINGULAR.
Snhjeetive Gase. j Ohjeetive Gase. | Possessive Gase.
1 Izaho, aho Ahy Ahy -ko
2 Hianao Anao Anao -nao
3 Izy Azy Azy -ny
PLURAL.
Siihjeetive Gase. | Objeetire Gase. \ Possessive Gase.
1 j Izahay Anay Anay -nay
Isika Antsika Antsika -ntsika
i 2 Hianareo Anareo Anareo -nareo
1 3 Izy, izareo Azy Azy -ny
(40) Ary ny pronoim -ko, -nao, -ny, -nay, -ntsika,
-nareo, atao hoe koa, Snffix prononn. Ary
ny hevitry ny teny hoe, Suffix, elia atohy arana,
ary ny anaovana azy hoe, Snffix Pronoim, tsy
mahaleo-tena izy, a mikambana amy ny teny
hafa mandrakariya. Ary akambana amy ny
noim, sy ny adjeetive, syny verb, ary ny preposi-
tion izy.
Eaha akambana amy ny nonn izy, dia milaza ny
tompon-javatra, toy izao :
Ny tranonao.
Ny anabaviA-o.
Ny satrony.
Fa raha akambana amy ny verb izy, dia milaza
ny mpanao, toy izao :
Novidi-o ny taratasy.
Natsipinao ioj^toJgj
Ny ahazoanao harena.


18
GRAMARA MALAGASY. 14'
(41) Izao no milaza ny fanakambanana ny suffix
pronoim amy ny nonn sy ny verb :

n
Trano
Trano/;o
. Tranoraao
Tranom/
Tranonoy
Trano ntsika
Trano nareo
Fa toy izao no fomba raha
no litera farany :
Satroka
Satroko
Satrokao
Satrony
Satrokrty
Satro tsika
Satrok areo
Resy
Reshta
Resmao
Resi^z/
Resi^ay
Res 'mtsika
Resiftareo
lca, na na, na tra,
Tnana Fantatra
Tna-o Fantatro
Tnanao Fantatroo
Tna?iy Fantany
Tnanay Fantatray
Tnan^^a Fanta£s?^a
Tn&nareo Fantatra?*oo
(42) Ny pronoun hoe izay, no atao hoe
Relative pronoun, toy izao :
Izany no nampahatsiaro ahy izay hitako omaly.
Ny olona izay manan-draharaha aminy.
Dia nanontaniako azy izay fihinana ao an-tranony.
Fa hitany ny masoko izay rehetra nilazako azy.
Tsy hitako izay nalehany.
(43) Ny Interrooative pronoun no pronoim
atao matetika raha manontany ny olona, ary izao
no izy :
Siibjeetive Case Iza ? Zovy ? Inona ?
Possessive Case An'iza? An-jovy?
(44) Ny djective pronoun no teny indraindray
tahaky ny adjeetive, ary indraindray tahaky ny
pronoun. Izao no sasany :


GrRAMARA MALAGASY.
19
Ny Distribntive, dia izay atao raha misy olona
na zavatra maro heverina tsirairay :
Samy, avy, isany, manesy, misesy.
Ny Demomtrative, dia izay manoro marimarina
izay heverina :
Ity, itikitra, io, iroa, iny (Singnlar)
Ireto, iretikitra, ireo, ireroa, ireny (PlaralJ
Izany, izato, izao, ilehy (Sing. sy Plii.J
Ny Indefinite, dia izay tsy manoro marimarina
izay heverina:
Anankiray, hafa, rehetra, ny sasany.
TOKO VILNy Verb.
(45) Ny Verb no teny lehibe indrindra amy ny
teny ny olona, ary mizarazara ny verb araky ny
karazany sy ny fiovany.
Aiy misy karazany ny verb te-Io? araky ny
subject-ny, dia izao : Ny verb Aetive, ny verb
Passive, sy n}r verb Relative.
(46) Ary raha ny nipanao ny verb no subject-
ny, dia verb Aotive izy. Fa mizara roa ny verb
Aetive, dia ny verb Transitive sy ny verb Intran-
sitive. Kaha misy antony, na voalaza na tsy voa-
laza iny, dia verb Transitive izy, fa raha tsy misy
antony dia verb Intransitive izy,* toy izao :
Transitive Naneikitra ny tnako ny alika.
Ny rahalahiko no naniraka ahy.
Intransitive Matory ny zazakely.
Tonga izy omaly.
* Matetika ny verb Transitive hiany no atao hoe, Aetive, ary ny
verb Intransitive no atao hoe kosa, Neuter.


20
GRAMARA MALAGASY. 14'
Ary izao no ahafantarantsika na aetive transi-
tive, na aetive intransitive ny verb. Eaha tran-
sitive dia azontsika asiana ny prononn azy aoriana
ny verb, fa raha intransitive leosa, dia tsy azo
asiana izany, toy izao : mety hiany ny teny hoe,
Mandrafitra azy izy.
Manasa azy izy.
Mampiselio azy izy.
Matahotra azy izy.
Dia fantantsika fa verb transitive ireo.
Fa tsy mety ny teny hoe,
Mandeha azy izy,
Matory azy izy.
Mihazakazaka azy izy.
Ary izany no ahafantarantsika fa verb intran-
sitive ireo.
(47) Fa raha ny antony ny verb no subject-ny,
dia verb Passive izy, toy izao :
^No Jeekeriny ny alika ny tnako.
Nirahiny ny rahalahiko aho.
(48) Ary raha ny anaovdna ny verb no siibjeet-
ny, dia verb Eelative izy. Fa ny anaovan-javatra
mizarazara, fa misy ny andro na taona anaovana,
sy ny toerana anaovana, sy ny fombany ny
anaovana, sy ny antony ny anaovana, sy ivy zavatra
anaovana, ary ny olona anaovana, kanefa samy azo-
ny verb relative ho lazaina avokoa ireo, toy izao :
Andro na Taona.
Tnmy ny taona 1792 no nahaterahand-h&'&mvL rainy.
Amy ny andro farany no hitsararf Andriamanitra izao-
tontolo izao.
Oviana no nanavanao ity ? Omaly hiany.


GRMARA MALAGASY.
21
Toerana.
Tany Germany no vao nahitana ny porintra.
Teto Antananarivo 110 niamhohoahd-Radama rainy.
Ao anaty rano 110 anatodizany ny angidina.
Taiza no nanaovanao azy ? Teto an-tanna liiany.
Endrey ny hamaroany ny asanao Jehovah amy ny
fahendrena no nanaovanao azy rehetra.
Manao ahoana no fombany ny nanaovanao azy ?
Toy izao hiany no nanaovako azy.
Antony.
Efa nafoiko ny taniko hankanesako any.
Ny itiavanay anao 110 nandraisanay anao hiditra ato
s. ^ anio alina. . _
Inona no antony ny nanaoyanao azy r Mba hahazoako
yola kely hamidy hanina.
Ahoana no ankanesanareo aty ? Haka anao hiara-mive-
rina aminay.
Zavatra anaovana.
Ny feo maliatsiravina no namohazany azy roa lahy.
Nasehony azy ny siny, ny trompetra, sy ny fanilo, izav
nampandosirany Gideona ny miaramilany ny
Midiana. tJ^ s tm/y/
/ Inona no zavatrajpanapjyay^o azy ? Fandraka hiany /
no V^yftfeZ
Olona nanaovana.
Tsy mba nataoko ho any ny olon-kafa ity trano ity, fa
ny zanako hiany 110 nanaovako azy.
Adama nanaovan''Andriamanitra vady sahaza ho azy.
IIo an-iza no nanaovanao azy ? Izay te-liividy azy,
na iza na iza.*
* Efa voa laza (18) fa riy fanontaniana inona ? na iza ? no abafantaran-
tska nv snbjeet ny verb; ary mety izany raha n}T snbjeet ny verb aetive
na passive no tadiavina. Fa raha mitady ny siibjeet ny verb relative
kosaisika, diatsy ampy ireo fanontaniana iroo; fa raha milaza andro ny
verh relative, dia ny fanontaniana oviana ? na rahoviana P no tokony
hatao ; ary raha milaza toerana kosa izy, dia aiza ? na taiza ? no tokony
hatao ; ary indraindray kosa ny fanontaniana ahoana ? na manao aho-
ana ? na an-iza ? no tokony hatao.
l/tsf e'e 2 srrt&i/de. 1

22
GRAMARA MALAGASY. 14'
Ary koa, raha ny zavtra sasany hiany no iha-
rany ny voa laza ny verb, dia ny verb relative no
atao matetika. Ny teny hoe,
Navelany teto ny volany.
Milaza fa ny volany rehetra navelany : f ny
teny hoe,
Namelany kirobo ny volany.
Milaza fa ny kirobo hiany no navelany, fa ny
sisa nentiny. Toy izao koa :
Nanapahany voatondro roa ny hazo, fa lava loatra.
Nihinanany ny ankizy madinika ny vary, ka izany no na-
hakely azy.
Tokony hanesorana kely ny rano fandrao raraka, fa feno
loatra ny gajnela.
Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra, ka ahafahana iray
fatam-bary isan' andro.
(49) Amy ny verb aetve, ny mpanao dia amy
ny subjective ease : fa ny antony kosa amy ny
objeetive ease, toy izao :
Izaho no naniraka azy.
Amy ny verb passive, ny suffix pronoun, na
ny noun amy nv possessive ease, milaza ny mpa-
nao ; fa ny antony kosa amy ny subjective ease,,
toy izao :
Nirahiko izy.
Nirahiny ny tompony izy.
Amy ny verb relatve, ny suffix pronoim, na ny
noun amy ny possessive ease, milaza ny mpanao;
fa ny antony kosa amy ny objeetive ease, toy izao:
Izany no nanirahako azy.
Izany no nanirahany ny tompony azy.


23 GRAMARA MALAGASY. 14'

(50) Ary izay atao dia azontsika lazaina amyny
verb aetive transitive, sy ny verb passive, sy ny
verb relative, ka mitovy hiany ny hevitry ny teny
kanefa samihafa kosa ny fombany ny teny, toy
izao :
Aetive transitive.
\ Nanasa ny lambako tao amorony ny rano izy.
Izaho hahita azy rahampitso. e - * '777<
Passive.
Nosasany tao atnorony ny rano ny lambako.
Hohitako izy rahampitso.
Relative.
Tao amorony ny rano no nanasany ny lambako.
Rahampitso no hahitako azy.
Ary ny verb aetive intransitive azo ovana ho
verb relative, fa tsy azo ovana ho verb passive,
toy izao :
Intransitive.
Mitoetra ao Ilafy izy.
Nankany an-tsena hividy lamha aho.
Relative.
Ao Ilafy no itoerany.
Mba hividianako lamba no nankanesako tany an-tsena.
(51) Ary samy misy ny teny anankiray atao
hoe, ny fotony, na ny root, ny verb rehetra, toy
izao: Ny teny anatra, no fototry ny verb hoe
mianatra, sy mampianatra, sy ampianarina, sy ana-
rina
&c. Ary koa ny teny hataka, no fototry ny
verb hoe mangataka, sy angatahina, &c. Ary
koa, ny teny hoe, valy, no fototry ny verb hoe
avaly, sy mivaly, sy mamaly, ary valiana, &c.
- Ue t
.,.^rz O- / -Ae^


24
GRAMARA MALAGASY. 14'
Ary koa, maro ny verb avy amy ny fototra
iray, toy izao : Avy amy ny fototra
Haro. Iditra. Faly.
1 Nypassive forra
amy ny ina sy ana
2 Ny verb amy
ny voa na tafa
, a
, mi
, man
, maba
, mampi
, mampan
, mampaba
, mifan
, mifampi
mifampan
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
*13 ,, mampifan
Haroina
Voabaro
Tafaharo
Aharo
Miharo
Mangaro
Mahaharo
Mampiharo
Mampangaro
Mifangaro
Mifampiharo
Mifampangaro
Mampifangaro
Tdirana
Vo' iditra
Taf' iditra
Aiditra
Miditra
Maniditra
Mahiditra
Mampiditra
Mifaniditra
Mifampiditra
Mampifaniditra
Mifaly
Mahafaly
Mampifaly
Mampahafaly
Mifampifaly
(52) Ary indraindray rtoan no fototry ny verb,
ary indraindray kosa adjeetive, ary indraindray
kosa verb, ary indraindray kosa tsy teny akory ny
fotony raha tsy asiana voa na tafa ao alohany,
toy izao :
JSoun lompo
jnreettfitJgjtaiia
Adjeetive Faly
Fohy
Verb <*^*£Tonga
Vory
Tsy teny Tafy
Angona
Aetive. Passive.
manompo tompoma
mamitaka fitahina
mifaly
mamohy fohezina
mahatonga
mamory
mitafy
Relative.
anompoana
amitahana
ifaliana
amohezana
ahatongavana
amoriana
itafiana
anangonana
vorma
tafina
angonina
1 Ny Passive form amy ny ina sy ana verb passive mandra-
kariva.
2 Ny verb amy ny voa verb passive, fa ny verb amy ny tafa
verb intransitive.
* Misy koa fombany ny verb sasany tsy voalaza amin' ity fandaha-
yana ity, toy ny mihratsy, fnaratsy, mankh&ldk mi/Aramborambo, &c.


25 GRAMARA MALAGASY.
14'
3 Ny verb amy ny a verb passive.
4 *Ny verb amy ny mi matetika verb intransitive, fa indrain-
dray verb transitive.
5 * Ny verb amy ny man matetika dia matetika verb transi- r
tive, fa indraindray foana verb intransitive.
6 Ny verb amy ny maha verb transitive, ary milaza ny fahai-
zana na ny fahatongavana.
7 Ny verb amy ny mampi verb transitive, ary milaza ny faba-
tongavany ny toetra lazainy ny verb amy ny mi, toy izao :
^T Mifoha mampifoba t
Miditra mampiditra t *
8 Ny verb amy ny mampan verb transitiv, ary milaza ny faha-
tongavany ny toetra lazainy ny verb amy ny man, toy iza'o :
Mandeha mampandeba
Mandany mampandany
9 Ny verb amy ny mampaha yerb transitive, ary milazany fa-
hatongavany ny toetra lazainy ny verb amy ny man, toy izao:
J $ ^^&ahafaly mampahafalv
^ ^ , c Mgjiafinaritra mampahafinaritra
^ Ary ny verb amy ny mampi, sy inampan, ary mampaha,
atao hoe verb Causative.
10 Ny verb amy ny mifan verb intransitive, f ary milaza fa ny
olona roa na nrnro samy mifanaoizay lazainy ny verb amy
ny man, toy izao : . ..
Mananatra mifananatra
Mamitaka / mifamitaka
11 Ny verb amy ny mifanipi \xb transitive na intransitiye
. araky ny verb izay ihaviany, na transitive na intransitive
* Intransitive amy ny mi. Transitive amy ny man.
2 o ttre*. Mifoha mamoha'''
/ g e^t^ Mipetraka mametraka
j j Miantomboka manomboka
£ Mifindra inamindra
>/ Miditra maniditra
Milentika .. ____________mandentika
Intransitive amy ny man Transitive amy ny mi.
,f fl Mandeba mitondra /^'Vva
'' rr^ Mand?dy milaza & 9 ^ Pt
Mandihy mitarika
Mandainga mitabiry
v^ : Mamindro mikapka
..f{; Manelatra mihatsy
,f f (f Jereo notepejy 26J


26
GRAMARA MALAGASY. 14'
izy*, ary milaza, fa ny olona roa na maro samy mifanao
izay lazainy ny verb amy ny mampi, toy izao :
Mampianatra mifampianatra
12 Ny Verb amy ny mifampan verb transitive ary milaza, fa
ny olona roa na maro samy mifanao izay lazainy ny verb
amy ny mampi, toy izao :
Mampandray mifampandrav
Ary ny verb amy ny mifan, sy mifampi, ary mifampan,
atao boe verb Reeiproeal.
13 Ny Verb amyny mampifan verb transitive, ary milaza ny faha-
tongavany ny toetra lazainy ny verbamy ny mifan, toy izao :
mifananatra mampifananatra
Ary atao hoe Causative Reeiproeal ireto verb ireto.
(53) Ary koa ny ankabeazany ny verb transitiye
miova bo verb passive, toy izao :
Transitive Mampianatra Passive ampianarina
Mampiditra ampidirina
Mampandelia ampandehanina
Mampaneho ampanehoina
Mampakatra ampakarina
Ary ina no farany ny verb passive rehetra afa-r
tsy ny verb amy ny voa, sy ny verb amy ny a,
ary ny passive form vitsy amy ny ana sy ena.
(54 ) Ary ny ankabeazany ny verb, na transitive, na
intransitive, miova ho verb relative, toy izao :
Intransitive Mipetraka Relative ipetrahana
Miseho isehoana
Miditra idirana
Mifampiseho ifampiselioana
Miakatra iakarana
Mandelia andehanana
*Raha nianapaka ohjeetive ease roa ny verb izay ihaviany ny verb
reeiproeal amy ny mifan, sy mifam'pi, dia tonga verb aetive ireo verb
reeipi-oeal ireo, k arahiny ny objeetive ease anankiray, toy izao :
Namely diamanga ahy izy
Nifamely diamanga izahay
Mampianatra sora-tnana azy aho
Mifampanatra sora-tdnana izahay
Fa amy ny objeetive ease ireo teny amy ny italies ireo.


27 GRAMARA MALAGASY.
14'
Transitive Mamaly Relative amaliana
,, Mandany ,, andaniana
,, Mamonjy amonjena
Mampakatra ampakarana
Mampianatra ampianarana
Mahafaly ,, akafaliana
,, Mitondra itondrana
Ary ny farany ny verb relative rehetra dia
ana, na ena.
(55) Ary koa ny ankabeazany ny verb miova ho
verbal nonn, toy izao :
Mampianatra tonya mpampianatra
Mianatra mpianatra sy fanatra
Mitandrina mpitandrina sy fitandrina
Manjaka mpanjaka > t -, ".A' /,
Ianarana fianarana
Ampianarana fampianarana
Ary ny verbal noun amy ny mp milaza ny
olona izay mmiao matetika, toy izao :
Mpanoratra, mpamono, mpiady, mpianatra, mpandeha.
Ary ny verbal noun amy ny fi na fan, izay
avy amy ny verb aetive, mazana milaza ny fom-
ba ny atao, toy izao :
Fanoratra, famono, fiady, fianatra, fandeha.
Ary ny verbal noim amy ny fi na fan, izay
avy amy ny verb relative, milaza ny zavatra, na
ny ftoerana, na ny andro, &c., izay anaovana
matetika, toy izao :
Fanoratana, famonoana, fifadiana, fianarana,
(56) Ary izao no milaza ny fiovana sasany avy
amy ny fototin hoe, anatra, sy seho. Ary
alahatra araky ny teny vao no lazaintsika izy :
ot^m ^ & v x




29 GRAMARA MALAGASY.
14'
(57) Ary ireo fiovanyny verb ireo, tsy nyfiova-
ny rehetra, th samihafa ny toetry ny verb raha
milaza na manontany ny olona, ary raha mandidy
na mangataka izy, toy izao :
Raha milaza hiany,
Niantso ny namany izy.
Nitondra rano ho anay izy.
Nandeha faingana hianao.
Mitady ny satroko aho.
Fa raha mangataka na mandidy dia toy izao :
Jyy^ _ Antsoy-nao ny nainaiiao.
' Ttondray rapo izahay. /3 rvf-p- s^e^/j^
Mandehna faingana hianao. fo 4 ?r c
Tadiavo ny satrokao. fenyt^
Ary raha milaza na manontany hy verb, dia
atao ho amy ny indieatve Mood izy ; fa raha
mandidy na mangataka kosa ny verh, dia atao hoe
amy ny tmperatve Mood: ary izay rehetra voa
laza teo amy ny verb hatramy ny paragrafy
(45) dia amy ny Indieative Mood hiany.
(58) Ary samy manana Imperative hiany, na
ny verb aetive, na ny verh passiv, na ny verh
relative, toy izao :
..Aetiye. Passive. Relative.
Mial alao ialao
Manafaha afaho anafaho
Manorata soraty anoraty
(59) Ary avy amy ny verb relative ny imperative
aetive, raha m no apetraka ao amy ny voalohany ny
teny, ary na no esorina ao amy ny fitrany, toy izao :
Verb Relative. Imperative Aetive.
Andehanana mandehana ^ ^
Anampiana manampia y^
Amelana mamel jhr^redt^


30
GRAMARA MALAGASY. 14'
(60) Fa avy amy ixy passive form amy ny ina na
na ny imperative passive, ary matetika dia mate-
tika toy izao no fombany ny fiovany. TSTy ina na
ana ao amy ny farany no esorina, aryny litera o no
azy, toy izao :
Passive forn
' form
Sitranina
Andramana
Tandremana
Anarina
Imperative Passive
sitrano
andramo
tandremo
anaro
Fa raha misy litera o ao anaty ny teny, dia
ny litera y kosa no asolo ny ina na ny ana, toy izao :
Passive form Imperative Passive
Esorina esory
Yonoina vonoy
Voasana voasy
Fohazina fohazy
(61) Ary toy izao koa no fiovany ny verb relative
ho imperative :
Indieative Pelative
Anampiana
Ananarana
Amonoana
Ifidianana
Imperative Relative
anampio
ananaro
amonoy
ifidiano
(62) Nefa misy teny vitsivitsy hiany izay tsy
manaraka io fomba io, toy izao :
Passive form Imperative
Asiana asivo
Asaina
Vohana
Omena
Anomezana
Ravana
asaovy
vohay
omeo
anomezo
ravao, ke.


31 GRAMARA MALAGASY.
14'
(63) Ary koa tsy ny passive form hiany 110 miova
ho imperative passive, fa saiky samy manana ny
imperative passive ny verb rehetra, na ny verb
amy ny a, na ny verb amy ny mampm, na ny
verb amy ny mampi, na ny verb amy ny fomba
hafa, toy izao :
Amy ny fototra lioe, anatra,
Passive form amy ny ana Imperative anaro
Verb mampi ampianaro
mampan ampananaro
mifan ,, ifananaro
Ary koa amy ny fototra hoe, seho,
Verb amy ny a Imperative asehoy
mampi ampisehoy
,, mampan ampnehoy
(64) Ary ny imperative mood manaraky ny fom-
ba ny indieative mood ny amy ny subject sy ny
antony ny verb. Raha ny imperative aetive, dia
amy ny siihjeetive ease ny mpanao, na ny olona
itenenana ; fa amy ny objeetive ease ny antony,
toy izao :
Mampianara ahy hianao.
Manampia anay hianareo.
Mamel ahy.
Mihainoa hianareo.
Fa raha ny imperative passive, dia amy 117
snbjeetive ease ny antony, fa ny suffix pronomi
milaza ny mpanao na olona itenenana, toy izao :
Ampianaro aho.
Ampio izaliay.
Henoy-nareo izany. e
Avelao isika hiditra.
Tandremonao ny raharahanao. Jh/^oL- /f^ t


32
GRAMARA MALAGASY. 14'
Ary ny imperative relative koa manaraka izany
fomba izany, toy izao :
(65) Ary misy adjeetive koa, sy adjeetive pro-
nonn, izay manana imperative tahaky ny verb?.
toy izao : v
y y. ^ ^ TT___J________i 1
(66) Efa voalaza rahateo (24) fa miova ny verb
manaraka ny tense, ary na inona na inona no fom-
bany dia samy miova ny verb rehetra izay amy
ny indieative mood, fa ny imperative mood kosa
tsy miova. Ary amy ny verb amy ny voa sy
taf, syny verb izay fototryiiy verb hafa, dia sahala
ny present tense sy ny past tense, fa araky ny
hevitr' ireo verbireo dia zavatra efa vita hiany no
lazaina. Ary izao milaza ny fomhany ny fiovana :
Presett. Past. Futarc.
Ilazao izany izy.
ngalaonao seza aho.
Itondray hazo aho.
Anaovy hanim-py aho.
s ( Hen dry
Mazoto
Faingana
e- Samy
Misesy
hendrea
mazotoa *
faingna
samia
mises
7 o dTe < Milaza nilaza
7o fJtZ Maneiky naneiky
.. Mampanao nampanao
tjts x # ______*** ________:___
Vidina
Ekena
Itondrana
Ampakarana
Voalaza
Tafangona
Yery
Hita
nososonna
novidina
nekena
nitondrana
nampakarana
ho voalaza
ho tafangona
lio very
lio hita
hilaza
haneiky
hampanao
hososorina
hovidina
hekena
hitondrana
hampakarana


33 GRAMARA MALAGASY.
14'
TO.KO VIII.Ny Adverb.
(67) Samy milaza fomba, ny aeljeetive, sy ny
adverb, fa ny adjeetive miray amy ny noun, ary
milaza nv fombany ny 1101111, fa ny adverb kosa miray
amy ny verb, ary milaza ny fombany ny verb. xlry
amin'izany betsaka ny teny izay adjeetive indrain-
dray, fa indraindray adverb, araky ny teny
ikambanany, na verb, na noun, toy izao :
Adjeetive Tsara ny trano.
Adverb Manoratra tsara izy.
Adjeetive Mafy ny teniny ny tompony.
Adverb Niteny mafy ny tompony.
Adjeetive Faingana loatra izy.
Adverb Mandeha faingana ny soavaly.
(68) Fa tsy ny fombany ny verb hiny no lazainy
ny adverb, fa ny adverb sasany kosa milaza toera-
na, toy izao :
Ato, atsy, etsy, ao, eo, any, eny, aty, ery, ala-trano, &c.
Ary ny ankabeazany ny adverb izay milaza
toerana miova manaraka ny tense, toy izao :
Present Eto izy ankehitriny. *****
Past Teto izy omaly. rfds-ee
Fiitnre Ho eto izy rahampitso. fft- t&l/t f
Present Any Ambohimanga izy. f - L *
Past Tany Ambohimanga izy. f? t- t+s r *
Future Ho any Ambohimanga izy. Ma-
(69) Ary misy koa adverb maro izay milaza
,andro, na taona, toy izao :
Ankehitriny, anio, andro any, omaly, ampitso.
Rahampitso, raha, rehefa, rehefefa, rahateo.
Rahatrizay, matetika, indraindray, isan' andro.
K Isam-bolana, isan-taona, ela, nony, fony.
Mandrakariva, mandrakizay, aloha, &c.
*/ _


34
GRAMARA MALAGASY. 14'
(70) Ary koa, misy Numeral adverb, toy izao :
Indray, indray mandeha, indray mka.
Indroa, intelo, &c. Tsy irairay, tsy roaroa.
Folo heny, zato heny, &e.
(71) Ary koa, misy Interrogativeadverb, toy izao:
Aiza, taiza, ho aiza, rahoviana, oviana.
Ahoana, nahoana, akory, &c.
(72) Ary izao koa no adverb :
- o S Fny, tsy, tsia, tsy akory, aza.
- 11 t* Angaha, angamba, avokoa, indrindra.
E -v&r Saiky, madiva, tokoa, hiany.
: *t

Hatratra, hatenda, havava, &c..
TOKO IX.
Ny Preposition, sy ny Conjunction, ary ny
Interjegtion.
(73) Yitsy lavitra ny Preposition amy ny teny
Malagasy noho ny amy ny fiteny ny firenena
hafa, fa izao no roa lehibe :
Amy, Past Tamy. AnPast Tan.
^ (74) Ny teny hoe an mikambana amy ny teny
izay manaraka azy, fa indraindray miova ho amr
na na iy toy izaoj^^ ^ ^t^e
Ao an-tnanao izany Ao a-moron- dranomasina izany
Nataony teo i-masoko izany
Nipetraka teo i-vohoko izy
Ao am-haravarana izy
Tany an-danitra izy
Az
A- S t^y




GrRAMARA MALAGASY.
35
(75) Fa misy teny maromaro izay tonga preposi-
tion raha akambany ny teny any toy izao :
an sy
Anaty
Anila
Anivo
Andafy
Ankoatra
am
Andrefana
Ankavanana
Ankavia
Ambony
Ambany
Anatrehana Ampovoana
Anelanelana
a
Aloha
Aoriana
Afovoana
Avaratra
Atsimo
Atsinanana
Amorona
Ivelany
Imaso
Ivoho
Fa misy teny yitsy koa, izay indraindray
preposition, dia izao :
Akeiky, tandrify, ho, noho, tokony ho, afa-tsy.
(76) Conjunction no teny izay mampikambana
sentensa roa na teny roa.
Ary ny sasany atao lioe, Conjunction Copula-
tivey satria sady mainpikambana teny no mampi-
kambana hevitra koa izy, toy izao :
Rakoto sy Rabe nankany Ilafy.
Mazoto mianatra Rabe, ka tonga mahay izy.
Fa ny sasany kosa atao lioe, Conjunction Dis-
junctive, satria mampisaraka hevitra izy ; kanefa
mampikambana teny hiany, toy izao :
Rakoto nankany Ilafy,fa Rabe kosa tsy nety nankany.
Ary izay mihevitra fa mitsangana izy, aoka izy hitandrina
fandroa lavo.
Aryizaono Conjunction Copulative izay lehibe:
Sy, ary, koa, sady, sangy, raha.
Satria, fa, noho, ka, dia, mba
; Mba amy, ambany, aman-
t tL. U 6 trte* Sady----Iio ,


36
GRAMARA MALAGASY. 14'
Ary izao 110 Conjnnction Disjnnetive izay
leliibe :
Na, sa, fa, nefa, anefa, fanefa.
Iianefa, kandrefa, sao, andrao, fandrao.
Na. .. .na
(77) Izao no Inteejegtion lehibe :
f Milaza ny faiayagana Endray, endre, adre, hanky.
£ ny fandavana Isy, ao, he, tsia, sanatria.
^ ny fanenenana Indrisy, maty alio, inay, injay.
' U F ny faniriana Anie, enga ka, mha.
ny fantsoana , ry, .
^ ny fanoroana Indro, indreto, indry, indreny.

r t T t r
IMAKIVOLATITKA : OTONTAINY JOHN PARKETT.


/ r; hL^r ,
/
% f.
r 'e/ t

THIS BOOK MAY NOT
BE BORROWED.


IMARIVOLANITRA:
NOTONTAINY JOHN PARRETT.


Full Text